Teny iditra | vaky ra | |
Singan-teny | vaky ; ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mivoa-dra noho ny ratra amin' ny tena Baba-ra Fati-dra [1.1] | |
[Bara] [ vakira ] Fatidrà [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Bleeding [1.2] | |
To bleed profusely [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Blessé, dont le sang coule Frère de sang; comme fatidrà [1.3] | |
Saigner [1.8] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | kirava, ravaky, vaki-ra, vaky ra, varika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |